|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mate |
| Fototeny | 2fate |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 aboli, amoureux, crevé, dévoré, exténué, effacé, épuisé, étouffé, mort, paralysé en partie, passionné, tué [Vezo]
[1.68] |
| Ohatra |
5 Tsy mba mate an-dala nareo rey, olo ratsy say nareo!
[2.606]
|
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 7 mate
![]() |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 namana vady mananboninahitra an-tsambo ambanin' ny kapiteny [1.17] |
| Teny iditra (3/3) | 10 mate
![]() |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 mampaka-bady, mivady, mampivady [1.17] |
| Fivaditsoratra | 13 mate, 14 Temà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|