|
|
|
|

Teny iditra1  materialisma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 foto-kevitra izay milaza fa ny raha azo tsapain-tanana no hany tokana azo iaingana anorenana hevitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 matérialisme [1.13]
Voambolana  5  Filôzôfia
Kamban-teny rehetra  6 materialisma mekanista

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09