|
|
|
|

Teny iditra1  matoatoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a ghost [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 fantôme, revenant [1.3, 1.8]
6 spectre [1.8]
Ohatra  7  Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Voambolana  8  Finoana
Kamban-teny rehetra  9 afon' ny matoatoa
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  11 Randzavola: matoatoa ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09