|
|
|
|

Teny iditra1  matsaotsao
Fototeny  2 tsaotsao
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy misy tsirony sady matsatsaka any am-bava, ka fiteny indrindra amin' ny vodin-javamaniry fihinan, ny voankazo...: Matsaotsao izany paoma izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 En parlant des tubercules ou des fruits : fades, trop aqueux, insipides [1.196]
Tovy hevitra  6 mitsaotsao
Mpanahaka  7  berano, 8  maranorano

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31