|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 matselaka |
| Fototeny | 2 tselaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Kinga sy mailaka amin' ny asa atao: Mahafinaritra io mpanampy ahy io fa matselaka
5 Haingan-tsaina sady haingam-pamaly: Matselaka io mpianatra io fa tsy mbola vita akory ny fanontaniana amin' ny marika an-tsaina dia efa voalazany sahady ny valiny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 quick, prompt
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 prompt à comprendre, à agir
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 8 matsela-bava |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|