|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mavañavaña
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 mavitribitrika, kingakinga [Betsileo] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  mavañavaña
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 mitolagaga: Raha mampivañavaña aba fa ny tsa miteraka ro maimbo mpifana [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17