|
|
|
|

Entry1  mavitribitrika
Part of speech  2  adjective
Root  3  vitribitrika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitribitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao
Synonyms  5  mavitrika

Updated on 2025/07/29