|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mavoina
Fototeny  2 mavo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tsinontsinona: Tsy manaiky aho fa nomavoiny teo imasom-bahoaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Qu’on rend jaunâtre, brun, rendu brun ; méprisé, décrié [1.3#439]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10 hamavoina
Mpanahaka  11  afokaina, 12  bokabokaina, 13  esoina, 14  fotsifotsina, 15  tebahina, 16  tsiratsiraina, 17  tsizarizarina, 18  vasohina, 19  zimbazimbaina
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)21  mavoina
Fototeny  22 voina
Sokajin-teny  23  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  24 Voan' ny loza, tra-boina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 atteint par le malheur [1.3#848]

Fivaditsoratra  26 maivano, 27 manavoy, 28 mañovay, mavoina, 29 miavòna, miavona, 30 mivaona, 31 mivoana, 32 voamany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27