|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mavozo |
| Fototeny | 2 vozo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 antitra
[Sihanaka, Taisaka]
[1.78] 5 osa [Taisaka] [1.78] 6 sarotahotra [Sakalava] [1.78] 7 reraka, sasatra, tsy ampy hery, kanosa [Sihanaka] [1.78] 8 osareraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha 9 (taloha) midonanapoana, tsy miasa [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 faible, débile, fatigué
[1.3] 11 vozo [Tankarana] [1.19] |
| Ohatra |
12 tsy mba manatrika fa mitoe-dahy mavozo;
[2.69#]
13 tsy fotoanin-dahy ratsy, tsy sakin-dahy mavozo; [1.406#] |
| Tovy hevitra | 14 mavozovozo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|