|
|
|
|

Teny iditra1  mazaotse
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 manify, mahia: Ny fingon-takatsa any soa raha maozatsa sokoa tsa a haleo azy (Ny tongon-takatra anie zavatra mahia mila tsy hahazaka azy akory) [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  4 maozatse, mazaotse

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17