|
|
|
|

Teny iditra1  mazava
Fototeny  2 zava
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitera-kazavana: Mazava ny afo
5 Voazava, tsy maizimaizina, hita tsara daholo ny ao anatiny: Tiako ity efitrano ity fa mazava tsara
6 Mahitsy, tsy farimparina: Feo mazava no avoakan' io sodina io
7 Tsy miolikolika, tsy misy an-kifonofono: Hevitra mazava; teny mazava
8 Tanoranora (loko): Itsy mazavazava itsy no endrehina anao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 bright, light, clear; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 clair, lumineux, brillant [1.3, 1.8]
11 net, franc, ouvert, transparent, éclairci [1.3#870]
Ohatra  12  Tsy mazava mandrakizao iny raharaha iny. [2.472]
13  nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo. [2.324]
14  Nodian-dRavokatra tsy azo ihany ny filazany ka nohadihadiany hazava tsara: [2.470]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  19  Fikambanana 20 amin' io teny io
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17