Entry (1/2) | 1 manitsaka |
Root | 2 hitsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mihosy tanimbary [Bara]
[1.78] 5 Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny! [1.1] |
Explanations in English |
6 to trample on [1.7] |
Explanations in French |
7 fouler aux pieds [1.8] |
Examples |
8 Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila;
[2.69#]
|
Morphology |
|
All compound words | 13 3 combinations of this word |
Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 15 manitsaka |
Root | 16 hitsaka |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in English |
18 to disdain [1.7] |
Explanations in French |
19 dédaigner [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 24 mañakatsy, 25 manatsika, 26 manitsaka |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |