|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 manohy |
| Fototeny | 2 hohy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mihady amin' ny hoho na amin-java-maranitra; manokatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 creuser avec les griffes ou avec un instrument, déterrer
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 10 manohy |
| Fototeny | 11 tohy |
| Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 manampy, manalava: Tsy fanao, hoy ny Ntaolo, ny manohy rofia ny foly mena
14 tsy manapaka na mampijanona ny efa natomboka: 15 Mbola hanohy ny diany hatrany Salazamay izy ~ Lasa nanohy ny fianarany any Toulouse izy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 ajouter, unir, continuer
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 21 mañohy |
| Sokajin-teny | 22 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 mihehy
[Sihanaka]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 24 mañoehy |
| Teny iditra (4/4) | 25 manohy |
| Sokajin-teny | 26 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 maka tantely ao amin'ny tohotra
[Tanosy]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 32 Himona, 33 Hinoma, 34 homany, homañy, 35 maniho, mañohy, manohy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|