|
|
|
|

Teny iditra1  mbay
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 (kianteny) Mihataha kely (teny entina mangatadalana, solon' ny "aza fady"):
4 Mbay, tompoko / Mbay lalàna tompoko
5 Mialà, miesora (teny entina mandroaka):
6 Mbay arỳ fa manelingelina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 please; will you let me pass? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 s'il vous plaît: prière de me laisser passer, [1.8]
Kamban-teny rehetra  9 mbay lalana

Fivaditsoratra  10 amby, mbay, 11 mbia, 12 mibà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17