|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mby |
| Sokajin-teny | 2 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Famintinana ny hoe "omby", izay manan-kevitra hoe "tonga tafiditra": Mby eo am-bavahady ny fahavalo ka miomana daholo ny vatan-dehilahy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 at the point of
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 sur le point de
[1.8] |
| Ohatra |
6 Rehefa mby tany an-trano, dia nanao izay hahaverivery dia ny sainy izy;
[2.324]
|
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 8 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|