|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 meksikanina |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Meksika (Amerika afovoany sy avaratra): I Mexico no renivohitry ny Meksikanina
4 Mikasika an' i Meksika, an' i Meksika na avy any Meksika: Ny espaniola ihany no tenenin' ny mponina meksikanina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Mexican
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 mexicain, mexicaine
[3.1] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: firenena, foko |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|