|
|
|
|

Entry1  mendrika
Part of speech  2  adjective
Root  3  endrika
Morphology 
4  Simple :
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1#652] Enti-milaza olona (na ny fihetsiny) manana fahamboniana mitandro ny hajan' ny tenany: Lehilahy mendrika izy ka tsy mahagaga raha voafidin' ny vahoaka
Tokony hanana, tokony hahazo, noho ny toetrany na ny zava-bitany: Mendrika hofatzina ny olona nahavita heloka ~ Mendrika fiderana ny mpandresy
Sahaza, mifanaraka, mifanentana: Hahazo valiny mendrika ny asany avy ny olon-drehetra
Explanations in English  7  [1.7] worthy, deserving, dignified (distinguish from miendrika)
Explanations in French  8  [1.3#126, 1.8] digne, qui mérite; (à distinguer de miendrika)
Examples  9  [2.472] mendrika loatra nataon' ny Frantsay amin' ny maha-firenena miady azy:
10  [2.470] Nahatsapa ny tenany ho diso koa izy ka mendrika ny tsorakazo nomaniny.

Anagrams  11  akendrim, mendrika

Updated on 2025/08/10