|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  merika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Avy orana madinidinika tsy miato: Merika ny andro omaly ka tsy maina ny lamba ~ Meri-dava any anaty ala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 drizzly (weather): Merika ny andro (It's a drizzly day) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 temps qui bruine, pluvieux: Merika ny andro (Il tombe du crachin, il bruine) [1.8]
Ohatra  6  Teo an-tanàna dia malomaloka nanjombona, somary merika ny andro ny marainan' iny alahady iny. [2.356#]
7  roa arivo sy iray alin-dahy ny isan' ny miaramila hitsinjovana ny vody andro ho merika satria mbola nandeha mandrakariva ny tsaho fa ho avy hamely indray ny Frantsay. [2.366#]
Voambolana  8  Haitoetrandro
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)11  merika
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Karazan-kazo fanaovana tady ny hodiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 (de erika : bruine, pluie fine, rosée). Nom donné à plusieurs arbres et arbustes dont les feuilles molles et duveteuses retiennent habituellement les gouttes de pluie ou de rosée.
15 Ce sont surtout :
16 Dombeya elliptica Bojer (Malvaceae),
17 Grewia polypyrena Baker et Grewia trinervata Baker (Malvaceae).
18 Malzac donne déjà l'identité de ces trois espèces.
19 Leurs écorces fournissent de bonnes fibres de corderie. Heckel, Plantes utiles de Madagascar (1970) p. 152 et M.L. Terrac, Plantes Médicinales de Madagascar, La Réunion et Maurice (1947) p. 200, signalent à tort ce nom vernaculaire pour le Cognassier, Cydonia vulgaris Pers. (Rosaceae) [Merina]
20 Dombeya merika Arènes (Malvaceae).
21 Egalement appelé hafomerika ou hafotramerika> [Sihanaka] [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  28 Karemy, 29 marike, 30 meraky, merika, 31 mikera, 32 mireka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17