|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mezamezaka |
| Fototeny | 2 mezaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza bikan' olona kelikely lavalava. Manifinify tsara bika, madinidinika, kingakinga, kivahivahiny: Zazavavy mezamezaka iny no nitady azy tao
[1.1#561] |
| Tsipelina hafa | 5 maizamaizaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|