|
|
|
|

Teny iditra1  miafa
Fototeny  2 afa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena:
5 Niempaka ny molotro nony niafa ny fanaviako.
6 (Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 imperative and relative not used. To be recovering from sickness. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Se dit de la fièvre qui diminue [1.3#5]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Voambolana  12  Fahasalamana
Tovy hevitra  13 miafana

Fivaditsoratra  14 famia, 15 mafay, 16 mafia, miafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17