|
|
|
|

Teny iditra1  miafokafoka
Fototeny  2 afokafoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misamboaravoaran-katezerana, mitroatra
5 (Ankehitriny) Miavonavona amin' ny fiteny: Loza raha hiafokafoka iny tovolahy iny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Etre furieux [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  miafokafoka, 10 mifakofakoa, 11 miofakofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12