|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miahotra |
| Fototeny | 2 ahotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mijanona tampoka eo am-pandehanana na eo am-panaovan-javatra: Niahotra aho raha nahare ny feon' i dada tao an' efitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to pause, to come to a stand, to halt.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 amotrahy, 11 hiamotra, 12 mahatory, miahotra, 13 mihaotra, 14 mihoatra, 15 miohatra, 16 mirotaha, 17 mitoraha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|