|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miahy |
| Fototeny | 2 ahy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikarakara, mitsimbina: Ny Tompo no miahy ny kamboty
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be solicitous for, to be careful of, to be in an anxious state for; to maintain or support others.
[1.2] 6 to take care of; to worry, to be suspicious [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 être le soutien
[1.3, 1.8] 8 avoir soin [1.3] 9 s'occuper de; avoir des soucis [1.8] |
| Ohatra |
10 miahy tsara ny fianakaviany izy (Il a bien soin de sa famille)
[1.3]
11 Tsy mahay miahy tena izy (Il ne sait pas avoir soin de lui-même) [1.3] 12 Velona avy eo ny angano sy ny arira, ny resaka amam-pitsikitsikiana ataon-dray aman-dreny amin-janany, na ataon-janany amin' izy mivady lehibe miahy sy mamelona azy. [2.470] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 imiha, miahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|