|
|
|
|

Teny iditra1  mialahilahy
Fototeny  2 ialahilahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao ialahy olona: Nahoana no mialahilahy kanefa tsy tezitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 tutoyer [1.3#274, 1.5]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10 aza mialahilahy foana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17