|
|
|
|

Teny iditra1  miambakavaka
Fototeny  2 ambakavaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miambatrambatra na miakanakana eo am-pitenenana: Miambakavaka izaitsizy Rakoto rehefa miteny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to stammer, to be at a loss for words [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 parler d'une façon embrouillée, balbutier [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  10 miambakambaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17