|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miandry an-drazaka tsy hivalana |
| Singan-teny | 2 miandry, 3 tsy, 4 mivalana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 miandry olona ela dia ela, miandry olona tsy ho tonga na tsy hanao zavatra nandrasana taminy
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|