|
|
|
|

Teny iditra1  miangana
Fototeny  2 angana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Sisa mijanona na tafajoro: Loza fa tamin' ny vola eninjato nentiko tany an-tsena, roapolo sisa no niangana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to stand erect or upright again, to stand upright, to hold up one's head after bending.
6 In the redup. it means to be proud. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 rester après la défaite, après la ruine: Tamin' ny miaramila arivo izay lasa niady, efajato sisa niangana (Sur mille soldats qui sont partis pour la guerre, il n'en reste que quatre cents) ~
8 Ariary zato no nampisamboriko azy, ka roapolo sisa niangana (Je lui ai prêté cinq cent francs et je n'en ai recouvré que cent)
[1.3]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  13 maingaña, 14 manaingà, manainga, 15 manangia, 16 mangaina, mangaiña, miangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27