|
|
|
|

Teny iditra 1  miangatra
Fototeny  2 angatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy manao araka ny rariny amin' ny fizarana tombon-tsoa na amin' ny fitsarana: Mahagaga fa misy ray aman-dreny miangatra amin' ny zanany sasany, ka manome azy ireo betsaka noho ny hafa, amin' ny fizaram-pananana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to show partiality, to be partial, to act or use unfairly, to praise falsely. [1.2]
6 to deal unfairly, to discriminate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 faire des partialités, des préférences [1.3#45, 1.8]
Ohatra  8  Ny tantara tsy miangatra: [2.48#3]
9  miangatra raha milaza fa Ingahy Ramiandrisoa, olona mpanankarena, no irery nanararao-paty toy izany. [2.472#87]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  manaoatodymafanaila, 15  manaoloabarymitahyvady, 16  manaomizanatsindrianaila, 17  manaompitsarabekibo, 18  manaozanakaanatyfomaharary, 19  manisyhoditsiranysyhodipeny, 20  manisytombosyhala, 21  mifidytavanolona
Fikambanana  22 mizàna miangatra
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miangatra, 24 tarimanga

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07