|
|
|
|

Teny iditra1  miangoty
Fototeny  2 angoty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manambitamby olona fatratra mba hanaovany ny sitrapon' ny tena [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 amingito, miangoty, 11 mitaingo, 12 mitongay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02