|
|
|
|

Teny iditra1  miankarapoka
Fototeny  2 karapoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to fall down at full length [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 tomber de tout son long [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11 mikarapoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17