|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miankavanana |
| Fototeny | 2 havanana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 aller à droite
[1.5] |
| Ohatra |
5 Saingy ny tandrimo dia mihodina miankavia na miankavanana ihany fa izy kosa sady miankavia no miankavanana:
[2.471]
|
| Haiendriteny |
|
| Tohi-kevitra | 9 miankavia |
| Kamban-teny rehetra | 10 mihilangilana miankavia miankavanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|