|
|
|
|

Teny iditra1  miantranoa
Fototeny  2 trano
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantrano [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#740]
Ohatra  4  miantranoa aty aminay aký [2.442#]
5  miantranoa re, tompoko, fa aza mandalo tanà-misy havana [1.1]
6  Izao re mba miantranoa, tompoko, aty amin' ny mpanomponareo, mba handry anio alina; [2.996#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 maroantany, miantranoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02