|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miantsoro-mianotra |
| Singan-teny | 2 miantsorona, 3 mianotra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza resaka na tantara izay miverina kely amin' ny tokony ho nolazaina tany aloha mba hampahazavazava azy kokoa
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 6 miantsoro-mianotra ny resaka |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|