|
|
|
|

Teny iditra1  miara-mafana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 lahadroa ahafahana mamantatra mari-pana sy andrefesana angovo misandrahaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 thermo-couple [1.13]
Voambolana  5  Fizìka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12