|
|
|
|

Teny iditra1  miara-dola
Singan-teny  2 miaraka, 3 dola
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza fiarahan' ny olona roa mamindra misy fiangotingotiana ka somary mifampiraidraika ny loha [1.1]

Fivaditsoratra  6 madiroala, miara-dola

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12