|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miavotse |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mandao, miala, olona mipetraka ka hitsangana: Ny tafetane ro sarotsa afindra ko ny vala matsinjo ro sarotse iavotaña (Ny tefitany no sarotra afindra ka ny tanàna mahatazana no sarotra ialàna)
[Betsileo]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 miavotse |
| Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 mitsambikina
[Sakalava]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | miavotse, 7 mivoatse, 8 moa ve tsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|