|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibà |
| Fototeny | 2 ba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitondra ba: Mikiraro tsy mibà marina i Balita
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to wear socks or stockings.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Chausser des bas, porter des bas
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 amby, 11 mbay, 12 mbia, mibà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|