|
|
|
|

Teny iditra1  mibabaka
Fototeny  2 babaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandriaka, mitobaka: Tonga indray itỳ ny fahavaratra ka mibabaka ny riaka eran' ny lohasaha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Couler en abondance [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12