|
|
|
|

Teny iditra1  mibanaika
Fototeny  2 banaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamindra tsy taitra, tsy rototra; mihaminkamina fatratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to walk slowly. Compare bonaika [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 am-baikany, 11 mianakaby, mibanaika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17