|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mibiana |
| Fototeny | 2 biana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to be open, to be unclosed. (Prov.)
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 mibiaña |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 miseho avy ao anaty rahona (masoandro)
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 12 ambainy, 13 animbay, mibiana, mibiaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|