|
|
|
|

Teny iditra1  mibirioka
Fototeny  2 birioka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivily any amin' ny tsy izy, tsy mahitsy fa misondrovaka misompirana na miolaka: Nihirioka ny bala ha tsy hita izay nalehany ~ Nibirioka ny lahatenin-dRangahy: fivavahana no foto-dresaka ka Lasa tany amin' ny politika
5 Mandositra, mitsoaka, milefa: Mibirioka matetika io zazalahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to deviate from a straight course, to turn aside, to go crookedly, as a ball or spear thrown at a mark. [1.2]
Ohatra  7  Tsy fantatra izay voa na ny mpamily na ny kodiarana iray aloha, fa nibirioka niankavia ilay fiara ary tonga dia nivadika teo amin' ny sisin-dalana. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Mpanahaka  12  manindaosidina, 13  mibisioka, 14  misondrovaka, 15  mivaona, 16  mivily, 17  miviona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17