|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibohika |
| Fototeny | 2 bohika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Be kiry sy di-doha tsy resy tohika na resimbava: Mibohika amin' ny heviny Rakoto ka sarotra ifampiraharahana
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | mibohika, 8 mihaboky, 9 mihiboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|