|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mibokitra
Fototeny  2 bokitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivohitra, mivohon-tsotro, misy vombony: Ratsy rafitra ity varavarana ity fa mibokitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 être bombé [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  9 mibokitra ny tehezana

Teny iditra (2/2)10  mibokitra
Fototeny  11 bokitra
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 Hita miseho mibokoboko: Mibokitra ny tehezako marina noho tzaho nihomehy loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 To suppress one's laughter. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15 se comprimer, se retenir [1.3]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  mibokitra, 19 mibotraky, 20 mitraboky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17