|
|
|
|

Teny iditra1  mibonabona
Fototeny  2 bonabona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivonto toa mizihizihitra nefa mihodrahodra: Asa na naninona na naninona fa nibonabona tampoka teo ny tarehin-dRasoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 (imp and rel not used) to swell, to grow large and bulky, to puff out, to inflate, to appear plump
6 to boast, to brag (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12