|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miboredika |
| Fototeny | 2 boredika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miteny an-kisesy ka tsy azo izay lazaina: Tsy mety fa miboredika foana io zaza io rehefa adinina fianarana
5 Miteny amin' ny fiteny vahiny: Niboredika tamin' ny teny anglisy ry zalahy ka tsy azoko [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|