|
|
|
|

Teny iditra1  mibororoaka
Fototeny  2 bororoaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza rano mandeha be dia be tsy azo ajanona; ran' orona tsy azo tampenana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to pour out in a straight continuous stream, as water from a hole in a barrel, rice from a hole in a sack, etc. It differs from boraraka in being a continuous stream, while boraraka implies a dispersion in any direction [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Mpanahaka  9  boraraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12