|
|
|
|

Teny iditra1  miborosy
Fototeny  2 borosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitovy amin' ny manaborosy: Miborosy ny kiraron-drainy i Solo
5 Faohana na diovina amin' ny borosy: Trano efa niborosy ity ka tsy ilaina hodiovina intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be brushed [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12