|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miborotsaka |
| Fototeny | 2 borotsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitambotsotra, mikorotsaka midina: Miborotsaka ny pataloan' Ikotokely fa ampiakaro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to slip along, to slip into
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 glisser le long de quelque chose
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|