|
|
|
|

Teny iditra1  mibosesika
Fototeny  2 bosesika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Indray miditra betsaka ka manjary mifanosika fa tery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to push one's way into or
6 through a crowd [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 se presser dans une entrée,
8 dans une foule [1.8]
Ohatra  9  mibosesika ao anatiny rahateo ny hanina ny tonkatranony. [2.470]
10  Velona indray ny horakoranka avy ary atsinanana, ary nibosesika nidina ny rano tondraka. [2.472]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17