| Entry (1/2) | 1 midabòka |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 daboka|dabòka |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mamoaka feo midoboka |
| Examples |
9 [2.606] Tondrahany rano ny ombilahy midaboka eo. |
| Entry (2/2) | 10 midaboka |
| Part of speech | 11 active verb |
| Root | 12 daboka |
| Morphology |
|
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Mianjera, miletsy, rava: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra ~ Nidaboka ny governemanta Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am-pandriana Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka Miaiky heloka, mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo-maty ny anao fa potsitra ny laingany |
| Explanations in English |
19 [1.2] to fall, to fall against, to strike, to hit with violence, to lie down |
| Explanations in French |
20 [1.3] s'ébouler, s'écrouler, tomber, se renverser, rester couché |
| Examples |
21 [2.649] Nony efa sasatra izy, dia midaboka eo am-parafara. 22 [1.232] ambany sarety efa kotrakotra no indro midaboka sy mitsotra! |
| Other spellings | 23 miandaboka |
| Proverbs | 24 Proverbs containing the word midaboka |
| Anagrams | 25 midabòka, midaboka |
| Updated on 2025/08/10 |
|